Entry (1/2) | 1 maninteraka |
Root | 2 tanteraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro [1.1] |
Examples |
5 Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy. [2.470] |
Morphology |
|
Other spellings | 10 mananteraka |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 maninteraka |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 manantanteraka [Tambahoaka]
[1.78] |
Updated on 2023/01/20 |