Entry (1/2) | 1 manipaka |
Root | 2 tsipaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandaka: Aza manipaka ny zokinao re, anaka, fa tsy fanao Manosika amin' ny tongotra: Aza manipaka ny lamba firakofana sao mangatsiaka ka mandraiki-marary Manda, tsy manaiky: Manipaka ny hevitry ny maro Rabe, ka osa izay hanjò azy! Manary: Manipaka an-dRalay tsy ho zana, ny intsony rainy, fa tafahoatra loatra ny ditrany |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 manipaka |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Tambahoaka, Bara, Sihanaka]
mitsipika |
Anagrams | 12 ampakany, manapika, manipaka, mipanaka, mpanaika, mpianaka |
Updated on 2023/01/20 |