|
|
|
|

Entry1  maniraka
Root  2  iraka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandefa: Efa naniraka olona hilaza io vaovao lehibe io aho
5  Manendry, manome fahefana: Raisinay amim-panajana tokoa ianao tompoko, satria ny filohan' ny Nosy no naniraka anao
6  Mahatonga: Marina tokoa fa Andriamanitra no naniraka ny safo-drano [1.1]
Explanations in English  7  to send a messenger [1.2#291]
Explanations in French  8  envoyer, expédier, déléguer [1.3#282]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word maniraka

Anagrams  14  makirana, manakira, manakirà, maniraka, miankara, mikaraña, mirakaña

Updated on 2023/01/05