Entry |
manirikiry
(kirikiry)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Minia mandà ny hevitr' olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manirikiry |
Past : |
nanirikiry |
Future : |
hanirikiry |
Imperative : |
manirikiriza |
|
|
Entry |
manirikiry
(kirikiry)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahatonga ho kirina, manorisory [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manirikiry |
Past : |
nanirikiry |
Future : |
hanirikiry |
Imperative : |
manirikiriza |
|
Synonyms | |
|