Entry | mañiritsa | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Manitrika anaty rano: Aza mahere mañiritsa piso fange ipitihan-drano feno volo (Aza dia fatra-panitrika saka anaty rano fandrao fendrahany rano misy ny volony) [1.78] | |
Anagrams | mañiritsa, manisitra |
Updated on 2020/07/31 |