Entry | 1 mañisoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
mihantsy ady: Mañisoka eñy ambala ny sonjoa ko ataovo soa (Mihantsy ady eny an-tanàna ny jiolahy ka tandremo) |
Anagrams | 4 amokisan, mañakosy, mañisoka, manokasy, manosika, masokañy, masokina, misokana, misonaka, misonàka, nakamosi, namokisa, namosika, nasimako, nisomaka, nokasaim, nosakaim |
Updated on 2025/02/05 |