Entry | 1 manitatra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manalehibe, manalalaka, manely: Nanitatra ny tranony Rabe fanitombo ny zanaka aman-jafiny ~ Mahay manitatra ny fanjakany io mpanjaka io Mampitombo na habe na habetsahana: Manitatra ny fahalalana ny vakiteny Mampitombo filaza: Olona roa no maty tamin' ilay lozam-piarakodia teo Antanimena natal nolazaln' ny gazety fa valo; loza ny gazety sasany raha hanitatra |
Explanations in French |
4 [1.13] élargir, agrandir, exagérer, étendre |
Root | 5 itatra |
Morphology |
|
Analogs | 10 matavy filaza, manao tera-bao filaza, manao filazan-dramitraho |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word manitatra |
Anagrams | 12 itantaram, manatitra, manitatra, mitantarĂ , mitantara, namatitra, nitataram, tantaraim |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |