Entry | 1 manitikitika |
Root | 2 kitikitika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikasikasika (olona) amin' ny faritra mahatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin' ny ahitra fa manitikitika ny faladiako 5 Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba hahazoany iny akanjo iny ka nomeko 6 Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny saiko [1.1] |
Explanations in English |
7 to tickle, to touch with the fingertips [1.7] |
Explanations in French |
8 chatouiller, toucher avec le bout des doigts [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |