|
|
|
|

Entry (1/2)1  manitsaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bara] mihosy tanimbary
4  [1.1] Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra
Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso
Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny!
Explanations in English  5  [1.7] to trample on
Explanations in French  6  [1.8] fouler aux pieds
Examples  7  [2.69#] Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila;
Root  8  hitsaka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word manitsaka
Illustrations 
17 

Entry (2/2)18  manitsaka
Part of speech  19  active verb
Explanations in English  20  [1.7] to disdain
Explanations in French  21  [1.8] dédaigner
Root  22  hitsaka
Morphology 
23  Present :
24  Past :
25  Future :
26  Imperative :

Anagrams  27  antsakaim, maƱakatsy, manatsika, manitsaka, namitsaka, nitsamaka

Updated on 2025/01/21