Entry | 1 manjaika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny omby mijanona tsy miraoka ahitra fa mijoro -- na midaboka mandry -- ka mandinika, na mamadikota ny ahitra efa tonga any an-kibo [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 7 makajany, manjaika, miakanja, mianjaka |
Updated on 2020/07/31 |