|
|
|
|

Entry1  manjarano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan' arina mainty any anaty tany fanaovana ny manjan' ny pensilihazo: Be manjarano eto Madagasikara
Explanations in English  4  [1.7] graphite
Explanations in French  5  [1.8] graphite
Examples  6  ary mikorosy, mbamin' ny fasana, amin' ny fitadiavana manjarano, ny vohitra manodidina antsika? [2.470]
Vocabulary  7  Chemistry
Analogs  8  anjamanga

Anagrams  9  manjarano, maronjana, ranomanja

Updated on 2020/07/31