Entry | 1 manjelanjelatra |
Root | 2 jelajelatra |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 hitany ho manjelanjelatra eny koa irony mpitondra fitaovana ngezabe sy fiarakodia toa mariky ny fandrosoana. [2.470] 5 mitranga ny kalesiny eo anatin'ny vy manjelanjelatra, amin'ny andro iomanany hiady, ary ny lefony mandihindihy. [2.996] |
Updated on 2023/03/06 |