Entry | 1 manjelatra |
Root | 2 jelatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamoaka hazavana: Misy kintana manjelatra noho ny sasany Mamoaka hazavana toa tselatr' afo: Nanjelatra ny mason' ilay alika tao anatin' ny maizina. ~ Nanjelatra ny sabatra nosintonin' ny miaramila avy tao amin' ny tranony |
Explanations in French |
5 [1.3] étinceler, jeter des éclats ou des éclairs de lumière, briller |
Morphology |
|
Synonyms | 9 jelaka |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |