Entry | 1 manjombona |
Root | 2 jombona |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] maloka fa rakotry ny rahona ny habakabaka: Manjombona ny andro malahelo endrika, oriory tarehy sy maloka: Manjombon-dava no ahitako an' io Rangahy lo mampiseho ahiahy: Manjombona ny endriny maizimaizina, tsy mazava: Hazavao fa manjombona ny hevitrao |
Explanations in English |
5 [1.7] to be cloudy; be gloomy (of the face) |
Explanations in French |
6 [1.3] sombre, obscur, nébuleux être sombre 7 [1.8] être nuageux, sombre; avoir le visage sombre |
Examples |
8 Manjombon-dava io vehivavy io (Cette femme est toujours sombre) [1.3#299] 9 Endrika manjombona daholo ny an' ny eran' ny trano. [2.4] 10 Maimaina sy manjombona ery ny tavan-dRainitoandro amin' izay. [2.470#26] 11 ny tontolo iainana Zavaboary malagasy manjombona be ny andro. [2.442#98] 12 hoy Rabery, izato androm-pahalehibeazantsika Razafy, takariva manjombona! [2.499#100] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word manjombona |
Anagrams | 17 anjombonam, manjombona |
Updated on 2023/01/20 |