Entry | 1 manjonitra |
Root | 2 jonitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampiseho endrika malahelo ary malai-mihetsika; mitakoko toa marary noho ny alahelo: Lasa reniny ka manjonitra Ikoto [1.1] |
Explanations in French |
5 être triste, avoir l’air pensif, mélancolique [1.3#300] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |