Entry | mankandoa (loa) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mahatonga te handoa (marihina fa zavatra avy any anaty no lazaina amin' izany): Mankandoa izany fofona izany; fa raha avy ety ivelany kosa, "mampandoa" no ampiasaina: Mampandoany marary ny mpitsabo raha nihinanjavatra ratsy toy ny poizina izy [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Anagrams | manandoka, mandonaka, mankandoa |
Updated on 2023/01/05 |