Entry | 1 manoatoa |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milaza zavatra tsy mbola fantatra mazava; miomana haingana, mametra andro handehanana ka tsy matahotra akory ny ho voasakan-tsampona: Rahoviana ianao no handeha? Tsy manoatoa aho fa amin' ny Alakamisy no mikasa hiainga |
Root | 4 toatoa |
Morphology |
|
Anagrams | 8 amotoana, manoatoa |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |