Entry (1/3) | 1 manoatra |
Root | 2 hoatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manan-tombo: Manoatra an-dRakoto amin' ny havaventy Rabe 5 Mahery lanja, tsara kokoa: Mbola manoatra noho ny raozy ny lisy [1.1] |
Explanations in English |
6 to exceed, to surpass, to go over to overtake and pass [1.7] |
Explanations in French |
7 excéder, surpasser; attraper et excéder [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 11 manoatra |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 misolo [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 14 mañoatra |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 manoaka: Vokisana hiasa ka mañoatra ambodi-tahalake (fahadisoam-panantenana) [Tambahoaka, Bezanozano, Tanala]
[1.78] |
Morphology |
|
Anagrams | 20 amantaro, amatoran, anoratam, manarato, mañoatra, manoatra, manorata, mantaora, marotaña, namatora, noramata |
Updated on 2022/09/05 |