Entry | 1 manodivitra |
Root | 2 hodivitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga hihodivitra, hioritra: Ilay nahapotrahany omaly no nanodivitra ny hazondamosiny 5 Mamily, mampivily, manolaka: Andriamanitra no nanodivitra ny loza fa saika maty tao daholo izy mianakavy 6 Tsy mahitsy fa miolaka mihodina: Nanodivitra ny tendrombohitra izahay tamin' ny niverina [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word manodivitra |
Updated on 2023/01/05 |