Entry (1/3) | 1 manofoka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Teny ilazana ny tandrok' omby manomboka mitsefatsefaka na vakivaky [Betsileo]
[1.1] |
Tables and plates |
4 Shapes of Cattle Horns |
Entry (2/3) | 5 manofoka |
Part of speech | 6 active verb |
Explanations in Malagasy |
7 mandetika fantsika [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 8 mañofoka |
Part of speech | 9 active verb |
Explanations in Malagasy |
10 maty vary [Bezanozano]
[1.78] |
Anagrams | 11 manakofo, mañofoka, manofoka, namofoka |
Updated on 2024/01/18 |