Entry | 1 manohintohina |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 [1.320#] Tsy misy mihitsy mahazo manohintohina ny maha iray tsy anombinana ny tanin'ny Repoblika. 4 [4.27] io fifandroritana io dia manohintohina ny tokony ho fitovian' ny fandraisana ny olom-pirenena. |
Root | 5 tohintohina |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |