|
|
|
|

Entry (1/2)1  manokatra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony -- Manala ny saronjavatra na izay manafina azy: Manoka-bilany. / Tsy fomba ny manokatra taratasin' olona
Mamoha, manatanatana, mamelatra: Manoka-bava. / Samia manokatra ny bokiny
4  [1.78] [Taisaka] mamoha
5  [1.78] (manôkatra) mamoha
Explanations in English  6  [1.2] same as mamokatra.
Root  7  sokatra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mañokatra
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  [1.78] [Sihanaka] mamoaka avy ao andavaka, mamadika

Anagrams  15  anakotram, manakotra, manakòtra, manatroka, manokatra, mañokatra, manotraka, namokatra, namotraka

Updated on 2025/04/19