|
|
|
|

Entry (1/4)1  manolaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana
Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray
Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany
Explanations in English  4  [1.2] to quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention.
Root  5  tolaka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  manolakolaka
Compound words 

Entry (2/4)13  manolaka
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Enti-milaza olona manoto vintana
Root  16  tolaka

Entry (3/4)17  manôlaka
Part of speech  18  active verb
Explanations in Malagasy  19  [1.78] [Bezanozano] manary zaza

Entry (4/4)20  manolaka
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22  [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka] mamosavy

Anagrams  23  lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manolaka, manôlaka, nalamako, nalamoka, namalako, namolaka

Updated on 2025/04/19