Entry | 1 manolokolo |
Root | 2 kolokolo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikarakara fatratra, manao izay hahasoa lalandava: Aza hadinoina ny manolokolo ireto voninkazo ireto mandritra ny tsy maha-eto ahy [1.1] |
Explanations in English |
5 to treat with special care, to cherish [1.7] |
Explanations in French |
6 prendre soin de; chérir [1.8] |
Examples |
7 Ifarimbonan' izy mianakavy ireny ka eny an-tsaha eny no ahitana azy rehetra manolokolo ny voliny. [2.470] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 manakolokolo |
Updated on 2023/01/20 |