Entry (1/2) | 1 manondrotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manatodika Manolaka (hadisoana) Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara |
Root | 4 tondrotra |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 manondrotra |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Mampakatra na manainga ho ambony, amin' ny hevitra arabakiteny na an' ohatra: Hanondrotra ny tranonay izahay amin' ny ririnina ho avy ~ Ny fanjakana no nanondrotra azy ho amin' izany toerana izany |
Examples |
12 [2.470] bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. |
Root | 13 sondrotra |
Morphology |
|
Anagrams | 18 manondrotra, nandromotra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |