Entry (1/3) | 1 manopy |
Root | 2 topy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso amin-javatra 5 Manipy [1.1] |
Explanations in English |
6 to glance at 7 to throw water, etc., on [1.7] |
Explanations in French |
8 jeter un coup d'oeil sur 9 asperger d'eau [1.8] |
Examples |
10 Nony nitraka izy dia nanopy maso farany ny marary, dia hoy izy: [2.470] 11 Diso aho, satria iny tovolahy iray tsy natahotra ny fidaniky ny andro no namakivaky ny tora-pasika mahamay tamin'ny famindra nivembena, nanopy tsindraindray tami'ny manodidina, nahatazana ahy nivalapatra teo amin'ny aloka, dia nanitsy ny nisy ahy. [2.583] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 21 mañopy |
Part of speech | 22 active verb |
Explanations in Malagasy |
23 miambina, miandry [Taisaka]
[1.78] |
Entry (3/3) | 24 mañopy |
Part of speech | 25 active verb |
Explanations in Malagasy |
26 mamela vatsy [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 27 inampo, iompan, manopy, mañopy, niompa, nompia, ompany, ompian, pamony |
Updated on 2023/08/11 |