Entry | 1 manoritra |
Root | 2 soritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy 5 [1.13] manao tsipika milazalaza mikasika ny zavatra iray |
Explanations in English |
6 [1.2] to divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight. 7 [1.7] to mark off; to divid by marks |
Explanations in French |
8 [1.8] marquer; séparer par des lignes 9 [1.13] tracer décrire |
Examples |
10 Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny. [2.366#] 11 ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana. [4.27#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |