Entry | 1 manoroka |
Root | 2 oroka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pitiavana na fanajana olona iray [1.1] |
Explanations in English |
5 to kiss by touching noses, to smell by putting the nose to anything. [1.2] 6 to kiss [1.7] |
Explanations in French |
7 baiser, embrasser [1.8] |
Examples |
8 Izay mahavoa tsara amin'ny famaliana dia manoroka ny molotra. [2.996] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manoroka |
Anagrams | 14 manakoro, manoroka, mokarano, Namoroka |
Updated on 2023/01/20 |