Entry (1/3) | 1 manorona |
Root | 2 horona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 to wind thread or string on a spool or spindle [1.7] |
Explanations in French |
5 embobiner du fil, etc.; enrouler [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 9 mañorona |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [manorona] misorona (afo) [Bara]
[1.78] 12 misorona afo, manoroka [Bezanozano] [1.78] 13 misorona afo, mampirehitra sady mandamina ny kitay an'afo: Afaka andidy amin'afo koja fa nanoroñ'hitay tsy nirehitra (afaka adidy amin'ny afo kosa fa nisorona kitay tsy nirehitra) [Tanala] [1.78] |
Entry (3/3) | 14 mañorona |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 mamonkona (rantsan-tanana) [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 17 amoronan, anonoram, mananoro, mañañoro, mañorona, manorona, Namorona, namorona, nanoroam |
Updated on 2022/09/11 |