Entry | 1 manosihosy |
Root | 2 hosihosy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao tsinontsinona manimbazimba: Aza manosihosy ny nahitanao soa [1.1] |
Examples |
5 Aza manosihosy ny malahelo, saingy malahelo izy; [2.996#] 6 Aza manosy ray aman-dreny (Ne manquez pas d'égards envers vos parents) [1.3#270] 7 Isika ihany no toa finaritra mitsipaka sy manosihosy izay mba hanitra nentin-dRazana ho eto mba hahamendrika olona antsika. [2.245#] 8 Tsy mba manaja Andriamanjaka, tsy mba manao "tsara hiany " Andriana, ary tsy misaotra Andriana, fa manosihosy Andriamanjaka. [2.654#] |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word manosihosy |
Updated on 2023/01/20 |