Entry | 1 manosotra |
Root | 2 hosotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina 5 Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina [1.1] |
Explanations in English |
6 to smear, to paint, to apply a coating; to anoint with saliva etc. [1.7] |
Explanations in French |
7 barbouiller, enduire: oindre; peindre [1.8] 8 badigeonner [1.13] |
Examples |
9 Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 16 amotsoran, manosotra, namosotra, namotsora, nosoratam, notsaroam |
Updated on 2023/05/17 |