Entry | 1 manosy |
Root | 2 hosy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
[mañosy] mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro 5 [1.1] Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona Mambabo fananana |
Explanations in English |
6 [1.7] to trample the mud in ricefields |
Explanations in French |
7 [1.3] piétiner, tremper dans manquer d'égards spolier, confisquer 8 [1.8] piétiner les rizières |
Examples |
9 Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [2.472] 10 Satria rehefa Robo dia tsy maintsy nandalovana any am-pasana aloha, vao nidinana any an-tanimbary manosy horaka. [2.245#] |
Morphology |
|
Synonyms | 15 mañose |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word manosy |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |