|
|
|
|

Entry1  manotraka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy ketrona, miketronketrona: Manotraka ny hoditr' io biby io
Mailamailaka, marisika: Nanotraka erỳ Rakoto raha niangaviako hikarahara ireto zaza kamboty ireto ~ Gaga aho fa tsy nanotraka firy izy raha nilazako ny fikasanao
Examples  4  Efa safotry ny taviny ny tavany sady manotraka be ny valahany. [2.996#]
Compound words 

Anagrams  7 

Updated on 2025/01/28