|
|
|
|

Entry1  maoderina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy ankehitriny: Ny sambondanitra dia azo lazaina ho vokatry ny fikarohan' ny siansy maoderina
Manaraka ny toetr' andro: Tovovavy maoderina

Updated on 2024/12/07