Entry | 1 maola |
Root | 2 ola |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
adaladala, tsy hendry, maditra 5 [1.1] Mipelipelika, mijefijefy, jejojejo: Itony koa efa dia anti-maola; tsy ny taona no jerena, fa 'ndeha hisary adala amin' ny tanora eo |
Explanations in English |
6 [1.2] frisky, frolicsome, quarellsome, restless, frantic in the provinces, it means mad |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 maolamaola |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word maola |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |