Entry | 1 maonjana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao |
Explanations in French |
4 [1.3#433] Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 mañajano, maonjana |
Updated on 2025/01/21 |