Entry | 1 maraokanina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Maraoka (Afrika avaratra andrefana) Momba an' i Maraoka na an' i Maraoka na avy any Maraoka: Milazà vokatra maraokanina vitsivitsy |
Explanations in English |
4 [3.1] Moroccan |
Explanations in French |
5 [3.1] marocain, marocaine |
Vocabulary |
6 Geography: countries, people |
Analogs | 7 maraoka |
Anagrams | 8 anakorianam, anamanirako, anamarinako, anamiranako, ankamaroany, manakoriàna, manakoriana, maraokanina, namokaranay, nikaramanao, nokaramaina |
Updated on 2025/02/05 |
![]() |