Entry | 1 marena tokantrano |
Elementary words | 2 marèna, tokantrano |
Part of speech | 3 locution |
Vocabulary |
4 Forms of Address |
Explanations in Malagasy |
5 teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana [1.1] |
Explanations in English |
6 may your home life be true (a form in saluting newly married people) [1.2] |
Updated on 2023/08/20 |