|
|
|
|

Entry1  marikivy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana
Explanations in English  4  [1.7] sour, acid
Explanations in French  5  [1.8] aigre, acide
6  [1.196] qui a un goût acide, aigrelet
Examples  7  Ho fanajana olona dia mba nanaraka koa aho, saingy ny ahy hehy marikivy izany. [2.4#]
8  Tao ny vehivavy efa trotraky ny indray andro maninjitra teny ambony kalesy teny ka tsy maharin-doha intsony, tao ny sarotiny ka efa marikivy sy mitampina orona ihany. [1.210#]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Names :

Updated on 2025/01/21