Entry | 1 marisarisa |
Root | 2 risarisa |
Part of speech | 3 adjective |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy [1.1] 6 mahatsiaro tena ho tsy metimety [1.13] |
Explanations in English |
7 not very well [1.7] |
Explanations in French |
8 indisposé, souffrant [1.8] 9 malaise [1.13] |
Examples |
10 Sahiran-tsaina ve ianao fa marisarisa ny zanakao? [2.117#] |
Analogs | 11 mavozovozo, marofirofy, tsy metimety |
Anagrams | 12 marisarisa, masirasira |
Updated on 2023/01/20 |