Entry | 1 marisika |
Root | 2 risika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanako Finaritra amin' ny zavatra iray, mandray anjara amin' ny zavatra iray: Tsy marisika ny hipetraka any ambanivohitra izy |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] active, earnest 6 [1.2] fervent, lively |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8] zélé 8 [1.3] animé, ardent 9 [1.8] actif |
Examples |
10 marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa. [2.996] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 marisika, misarika |
Updated on 2024/11/29 |