|
|
|
|

Entry1  marolongo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka)
Explanations in French  4  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce de serpent.
Vocabulary  5  Zoology: reptiles, amphibians
Synonyms  6  marorazana, maroandavaka

Updated on 2024/12/10