|
|
|
|

Entry1  martiora
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Synonyms  4  maritiora, martiry
Titles 

Anagrams  8  mairotra, maoritra, martiora, miraotra, miroatra, mitroara

Updated on 2020/07/31