|
|
|
|

Entry1  masera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra ka tsy manambady ary tsy mikarama fa mivelona ao anaty fikambanana, misahana fampianarana, fitsaboana; relijiozy vehivavy
Explanations in English  4  [1.7] a nun
Explanations in French  5  [1.8] religieuse

Anagrams  6  aseram, masera

Updated on 2020/07/31