Entry | 1 maseva |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Korintsana natao tamin' ny kitapo kely madinika norarina izay natambatra nofehezina ka entina mandihy: mikorintsana aoka izany izy rehefa manao fihetsehana ny tanana na ny tongotra, (Misy koa aza ahodidina ny andilana toy ny fehikibo) [1.1] |
Anagrams | 4 maseva, mavesa |
Updated on 2020/07/31 |