|
|
|
|

Entry1  masinina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fiasana voavoatra hanaovan-javatra izay mandeha ho azy (mitovitovy amin' ny milina, saingy matetika ny masinina fitambaran' ny milina maso)
4  Milina fanjairana na fanoratana
5  Kalesin-dalamby: Amin' ny enina sy sasany maraina no miainga ny masinina mankany Toamasina [1.1]
Examples  6  ny Alemana, tsy ny herim-po no ampiasaina, fa masinina sy fiara! [2.472]

Anagrams  7  anisinam, manisìna, manisina, masinina, nanisiam, nasimany, nisainam, ny masina

Updated on 2020/07/31