|
|
|
|

Entry (1/2)1  masonkarena
Elementary words  2  maso, harena
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy
5  [1.13] fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana
Explanations in English  6  [1.7] the cost price; capital used in business
Explanations in French  7  [1.8] prix de revient; capital investi dans une affaire
8  [1.13] prix de revient
Examples  9  [2.356#] Nisondrotra ny masonkarena tamin' ny fanaovam-boky.
Vocabulary  10  Economy: finances, management
Proverbs  11  Proverbs containing the word masonkarena

Entry (2/2)12  Masonkarena
Elementary words  13  maso, harena
Part of speech  14  name (ethnonym)
Examples  15  [2.508] Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny masonkarena ary ny Dimanjehy.
Vocabulary  16  Geography: countries, people

Anagrams  17  Masonkarena, masonkarena, nanakoseram, nanasokeram

Updated on 2025/02/08