|
|
|
|

Entry1  matotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tomady, matanjaka
Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona?
Explanations in English  4  [1.2#435] stout, muscular, powerful
Explanations in French  5  [1.3#438, 1.5#208] robuste
6  [1.3#438] musculeux
7  [1.5#208] mûr
Examples  8  Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana; [2.1022#]
9  Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka? [2.245#11]
10  Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha [2.285#260]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2023/09/25