Entry | 1 matselaka |
Root | 2 tselaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka 5 Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny [1.1] |
Explanations in English |
6 quick, prompt [1.7] |
Explanations in French |
7 prompt à comprendre, à agir [1.8] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |