Entry | 1 mavesatre |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
bevohoka, vehivavy mitondra ny vokatry ny firaisany amin'ny lehilahy: K'aja misakilo homaña amin'ny mavesatre sandre maty voky (aza mifaninana amin'ny bevohoka sao matin-kavokisana) |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |